Fandraisana

Malagasy aho,
Teraka ho Malagasy;
Velona ho Malagasy;
Ary ho faty Malagasy.

Madagasikara no anjara tany nahaterahako
Ka dia teraka ho an’ny Madagasikara aho,
Velona ho an’ny Madagasikara,
Hiasa ho an’ny Madagasikara.
Madagasikara no tanindrazako.